Ry Tanindrazanay malala ô („O, mūsų mylimasis krašte“) - Madagaskaro nacionalinis himnas. Himnas buvo parašytas 1958 metais Pastero Rahajasono.
| O, mūsų mylimasis krašte | |
| Nacionalinis šios šalies himnas | Madagaskaras |
|---|---|
| Žodžių autorius | Pasteur Rahajason |
| Kompozitorius | Norbert Raharisoa |
| Himnas nuo | 1958 |
Žodžiai Malagasų kalba
- Ry Tanindrazanay malala ô
- Ry Madagasikara soa.
- Ny fitiavanay anao tsy miala,
- Fa ho anao ho anao doria tokoa.
- Tahionao ry Zanahary
- 'Ty Nosindrazanay ity
- Hiadana sy ho finaritra
- He sambatra tokoa izahay.
- Ry Tanindrazanay malala ô
- Irinay mba hanompoan'anao
- Ny tena sy fo fanahy anananay 'zay sarobidy
- Sy mendrika tokoa.
- Tahionao ry Zanahary
- 'Ty Nosindrazanay ity
- Hiadana sy ho finaritra
- He sambatra tokoa izahay.
- Ry Tanindrazanay malala ô
- Irinay mba hitahian' anao,
- Ka Ilay Nahary 'zao ton tolo izao no
- Fototra ijoroan, ny satanao.
- Tahionao ry Zanahary
- 'Ty Nosindrazanay ity
- Hiadana sy ho finaritra
- He sambatra tokoa izahay.
vikipedija, wiki, enciklopedija, knyga, biblioteka, straipsnis, skaityti, nemokamas atsisiuntimas, informacija apie Madagaskaro himnas, Kas yra Madagaskaro himnas? Ką reiškia Madagaskaro himnas?